Isaiah 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain’ity firenena ity ho tetika fikomiana; aza matahotra izay atahorany ianareo na mangorohoro noho ny aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miantso hoe tetika fikomiana izay rehetra ataon’ity vahoaka ity hoe tetika fikomiana. Aza matahotra izay atahorany, na mangovitra akory ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza ataonareo hoe fikomiana avokoa izay lazain’ity vahoaka ity ho fikomiana, ary aza matahotra na mangovitra akory amin’izay zavatra atahorany.»
Malagasy Bible 1865
Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain'ity firenena ity ho tetika fikomiana; Ary aza matahotra izay atahorany na mangovitra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain’ity firenena ity ho tetika fikomiana; aza matahotra izay atahorany ianareo na mangorohoro noho ny aminy.
malagasy
Aza mba lazainareo ho tetika fikomiana izay lazain'ity firenena ity ho tetika fikomiana; Ary aza matahotra izay atahorany na mangovitra ianareo.