Isaiah 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no hamasino; Izy ihany no tokony hatahoranareo, ary Izy ihany no tokony hampangovitra anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iavehn’ny tafika, dia Izy no hohamasininareo, Izy no aoka hatahoranareo sy hangovitanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPOn’izao rehetra izao ihany no aoka hoekenareo ho masina! Izy no hatahoranareo sy hangovitanareo.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Tompon'ny maro, no hasino; Ary aoka Izy ihany no hatahoranareo, Ary Izy ihany no hangovitanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no hamasino; Izy ihany no tokony hatahoranareo, ary Izy ihany no tokony hampangovitra anareo.
malagasy
Jehovah, Tompon'ny maro, no hasino; Ary aoka Izy ihany no hatahoranareo, Ary Izy ihany no hangovitanareo.