Isaiah 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fitoerana masina ho anareo Izy, fa ho vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka kosa ho an’ny firenena roa amin’ny Israely, sady ho fandrika sy tonta ho an’ny mponin’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fitoerana masina Izy, nefa koa ho vato fanafintohinana sy ho vatolampy mahasolafaka ho an’ny firenena roa amin’i Israely, ho fandrika aman-tonta ho an’ny mponina eny Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toeramasina tsy azo zimbazimbaina ny Tompo, ka ho vato mahasolafaka sy vatolampy mampianjera Izy, ho an’ny fanjakana roa eto Israely; ary maro no hianjera eo ka ho lavo sy ho mongomongo. Ho harato sy fandrika ny Tompo ho an’ny mponina ao Jerosalema; ary maro no ho voafandrika eo ka tsy ho afa-mitsoaka.
Malagasy Bible 1865
Dia ho fitoerana masina ho anareo Izy, Fa ho vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka kosa Amin'ny firenena roa amin'ny Isiraely, sady ho fandrika sy tonta Amin'ny mponina any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fitoerana masina ho anareo Izy, fa ho vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka kosa ho an’ny firenena roa amin’ny Israely, sady ho fandrika sy tonta ho an’ny mponin’i Jerosalema.
malagasy
Dia ho fitoerana masina ho anareo Izy, Fa ho vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka kosa Amin'ny firenena roa amin'ny Isiraely, sady ho fandrika sy tonta Amin'ny mponina any Jerosalema.