Isaiah 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tehirizo ny teny vavolombelona, ary asio tombo-kase ny lalàna eo amin’ny mpianatro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fehezo ny teny-vavolombelona, asio tombokase ny fampianarana ao am-pon’ny mpianatrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fonosy izany hafatra izany, ry Isaià, ary asio tombokase ny fampianarana ho eo anivon’ireo mpianatro ihany.»
Malagasy Bible 1865
Fehezo ny teni-vavolombelona, Ary asio tombo-kase ny lalàna eo amin'ny mpianatro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tehirizo ny teny vavolombelona, ary asio tombo-kase ny lalàna eo amin’ny mpianatro.
malagasy
Fehezo ny teni-vavolombelona, Ary asio tombo-kase ny lalàna eo amin'ny mpianatro.