Isaiah 8:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiandry NY TOMPO izay manafina ny tavany amin’ny taranak’i Jakoba aho; hanantena Azy ihany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manantena an’i Iaveh izay manafina ny tavany amin’ny taranak’i Jakôba aho, ary matoky azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiandry ny TOMPO aho satria manafin-tava amin’ny taranak’i Jakôba Izy izao, kanefa manantena Azy aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hiandry an'i Jehovah aho Izay manafina ny tavany amin'ny taranak'i Jakoba, Ka hanantena Azy ihany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiandry NY TOMPO izay manafina ny tavany amin’ny taranak’i Jakoba aho; hanantena Azy ihany aho.
malagasy
Ary hiandry an'i Jehovah aho Izay manafina ny tavany amin'ny taranak'i Jakoba, Ka hanantena Azy ihany aho.