Isaiah 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indreto izaho sy ireo zaza nomen’NY TOMPO ahy, fambara sy fahagagana ao amin’ny Israely avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay monina ao amin’ny tendrombohitra Ziona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inty aho sy ireo zaza nomen’Andriamanitra ahy, dia famantarana sy fambara amin’i Israely izahay, avy amin’i Iavehn’ny tafika, izay monina ao an-tendrombohitra Siôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenako sy ny zaza izay nomen’ny TOMPO ahy dia natao famantarana sy fambara mialoha ho an’i Israely avy amin’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady monina ao an-tendrombohitra Tsiôna.
Malagasy Bible 1865
Indreto, izaho sy ireo zaza nomen'i Jehovah ahy dia famantarana sy fahagagana ao amin'ny Isiraely Avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, Izay monina ao an-tendrombohitra Ziona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indreto izaho sy ireo zaza nomen’NY TOMPO ahy, fambara sy fahagagana ao amin’ny Israely avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay monina ao amin’ny tendrombohitra Ziona*.
malagasy
Indreto, izaho sy ireo zaza nomen'i Jehovah ahy dia famantarana sy fahagagana ao amin'ny Isiraely Avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, Izay monina ao an-tendrombohitra Ziona.