Isaiah 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary haka vavolombelona mahatoky Aho, dia i Oria mpisorona sy i Zakaria, zanakalahin’i Jeberekia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary naka vavolombelona mahatoky hiaraka amiko aho, dia i Oria mpisorona sy i Zakaria zanak’i Jebarakia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasehoko tamin’ny vavolombelona roa mahatoky izany, dia tamin’i Orià mpisorona sy i Zakarià zanakalahin’i Jeberekià.
Malagasy Bible 1865
Ary haka vavolombelona mahatoky Aho, dia Oria mpisorona sy Zakaria, zanakalahin'i Jeberekia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary haka vavolombelona mahatoky Aho, dia i Oria mpisorona sy i Zakaria, zanakalahin’i Jeberekia.
malagasy
Ary haka vavolombelona mahatoky Aho, dia Oria mpisorona sy Zakaria, zanakalahin'i Jeberekia.