Isaiah 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho amin’ny lalàna sy ny teny vavolombelona ihany! Raha tsy miteny araka izany teny izany izy dia ho olona izay tsy hiposahan’ny fahazavan’ny maraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fampianarana sy ny teny vavolombelona ihany e! Fa raha manao teny hafa noho izany ny vahoaka, dia tsy misy fahazavan’ny maraina ho azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no havalinareo izany: «Ao amin’ny fampianarana sy ny hafatry ny TOMPO ihany no tsy maintsy hiverenana.» Fa izay tsy miteny araka izany baiko izany dia tsy hiposahan’ny taratry ny maraina.
Malagasy Bible 1865
Ho amin'ny lalàna sy ny teni-vavolombelona ihany! Raha tsy miteny araka izany teny izany izy, Dia olona izay tsy hiposahan'ny fahazavan'ny maraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho amin’ny lalàna sy ny teny vavolombelona ihany! Raha tsy miteny araka izany teny izany izy dia ho olona izay tsy hiposahan’ny fahazavan’ny maraina.
malagasy
Ho amin'ny lalàna sy ny teni-vavolombelona ihany! Raha tsy miteny araka izany teny izany izy, Dia olona izay tsy hiposahan'ny fahazavan'ny maraina.[Na: Eny, izany no holazain'ny olona izay tsy iposahan'ny fahazavan'ny maraina]