Isaiah 8:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hivezivezy amin’ny tany amin’ny fahantrana sy ny mosary ny olona; ary rehefa mosarena izy dia ho sosotra ka hanozona ny Mpanjakany sy Andriamaniny ary hiandrandra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hirenireny amin’ny tany, vontom-pahoriana sy mosarena, ary rehefa noana izy hanozona ny mpanjakany sy ny andriamaniny amin’ny fiafonafonany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handalo ao amin’io tany io ny olona, izay efa vizana sy noana. Noho ny hanoanana dia hisafoaka izy ka hanozona ny mpanjakany sy ilay Andriamaniny. Hiandrandra ny lanitra izy
Malagasy Bible 1865
Dia samy hivezivezy amin'ny tany izy rehetra sady mahantra no mosarena; Ary rehefa mosarena izy, dia ho sosotra ka hanozona ny mpanjakany sy Andriamaniny, ary dia hiandrandra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hivezivezy amin’ny tany amin’ny fahantrana sy ny mosary ny olona; ary rehefa mosarena izy dia ho sosotra ka hanozona ny Mpanjakany sy Andriamaniny ary hiandrandra izy.
malagasy
Dia samy hivezivezy amin'ny tany izy rehetra sady mahantra no mosarena; Ary rehefa mosarena izy, dia ho sosotra ka hanozona ny mpanjakany sy Andriamaniny, ary dia hiandrandra;[Na: hanozona amin'ny anaran'][Na: ny andriamaniny]