Isaiah 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanakaiky ny mpaminanivavy aho; dia nanana anaka izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy NY TOMPO tamiko: Aoka ny anarany hataonao hoe Mahera-Salala-Hasy-Baza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona ny mpaminany vavy aho ary nanana anaka izy, ka niteraka zaza lahy. Ary hoy i Iaveh tamiko: «Ataovy hoe: Maher-Salala-Kasy-Baza ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankao amin’ny mpaminanivavy vadiko aho, ka nitoe-jaza izy ary niteraka zazalahy. Koa niteny tamiko ny TOMPO hoe: –I Mahera-Salala-Hasy-Baza no ataovy anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary nankany amin'ny mpaminanivavy, aho; dia nanan'anaka izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy Jehovah tamiko: Aoka ny anarany hataonao hoe Mahera-salala-hasi-baza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanakaiky ny mpaminanivavy aho; dia nanana anaka izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy NY TOMPO tamiko: Aoka ny anarany hataonao hoe Mahera-Salala-Hasy-Baza.
malagasy
Ary nankany amin'ny mpaminanivavy, aho; dia nanan'anaka izy ka niteraka zazalahy. Ary hoy Jehovah tamiko: Aoka ny anarany hataonao hoe Mahera-salala-hasi-baza.[Mahera-salala-hasi-baza = Avy faingana ny famaboana, mimaona ny fandrobana]