Isaiah 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria mandà ny rano Siloa izay misononoka ity firenena ity ary mifaly amin’i Rezina sy ny zanak’i Remalia
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Satria ity firenena ity nanazimba ny ranon’i Siloe misononoka fandeha, sy mifaly noho ny amin-dRasìna sy ny zana-dRomelia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ity vahoaka ity dia manao tsinontsinona ny ranon’i Silôà izay misononòka mora; ka kivy izy manoloana an’i Retsîna sy manoloana ilay zanakalahin’i Remalià.
Malagasy Bible 1865
Satria ity firenena ity mandà ny rano Siloa izay misononoka Ary mifaly amin-dRezina sy ny zanak'i Remalia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria mandà ny rano Siloa izay misononoka ity firenena ity ary mifaly amin’i Rezina sy ny zanak’i Remalia
malagasy
Satria ity firenena ity mandà ny rano Siloa izay misononoka Ary mifaly amin-dRezina sy ny zanak'i Remalia,