Isaiah 9:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manandratra ny rafilahin’i Rezina hihoatra azy NY TOMPO ary mampirisika ny fahavalony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh nanangana ny mpanohitra an-dRasìna hamely azy ireo sy manindrona an’ireo fahavalony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nomen’ny TOMPO tombon-dahiny ny fahavalon’i Israely, dia i Retsîna izany; eny, notairiny tokoa ireo fahavalony,
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah manandratra ny rafilahin-dRezina hihoatra azy Ary mamporisika ny fahavalony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manandratra ny rafilahin’i Rezina hihoatra azy NY TOMPO ary mampirisika ny fahavalony,
malagasy
Ary Jehovah manandratra ny rafilahin-dRezina hihoatra azy Ary mamporisika ny fahavalony,