Isaiah 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy miverina amin’Izay mamely azy ny olona; eny, tsy mba tadiaviny Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy niverina amin’izay nikapoka azy ny vahoaka, ary tsy nitady an’i Iavehn’ny tafika izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia toy izany no nikapohan’Andriamanitra ny vahoakany; kanefa tsy niverina tamin’Andriamanitra ihany izy, tsy notadiaviny ny TOMPOn’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona tsy miverina amin'Izay mamely azy, Eny, Jehovah, Tompon'ny maro, tsy mba tadiaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy miverina amin’Izay mamely azy ny olona; eny, tsy mba tadiaviny Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Fa ny olona tsy miverina amin'Izay mamely azy, Eny, Jehovah, Tompon'ny maro, tsy mba tadiaviny.