Isaiah 9:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, mihinana an’i Efraima i Manase ary mihinana an’i Manase kosa i Efraima; miara-mamely an’i Joda izy roa tonta. Kanefa na izany rehetra izany aza tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany fa mbola miainga ihany ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na izany rehetra izany aza anefa, tsy nihodivitra ny hatezerany, ary mbola mihinjitra ihany ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fokon’i Manase mihinana ny fokon’i Efraîma, ny an’i Efraîma kosa mihinana ny an’i Manase, ary izy roa tonta no indray mamely ny fokon’i Joda. Saingy, na teo aza izany rehetra izany, dia mbola tsy afaka ny fahatezeran’ny TOMPO fa mihinji-tanana mandrahona ihany Izy.
Malagasy Bible 1865
Eny, Manase mihinana an'i Efraima, ary Efraima kosa mihinana an'i Manase, Ary izy roa tonta dia miara-mamely an'i Joda. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, mihinana an’i Efraima i Manase ary mihinana an’i Manase kosa i Efraima; miara-mamely an’i Joda izy roa tonta. Kanefa na izany rehetra izany aza tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany fa mbola miainga ihany ny tanany.
malagasy