Isaiah 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny bao fitondrany entana sy ny tsorakazo nikapohana ny lamosiny, izay tsorakazon’ny mpampiasa azy, dia tapahinao tahaka ny tamin’ny andro namelezana ny Midianita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria ny jioga nanavesatra azy, ny tsora-kazo nikapohana ny lamosiny, ny tehin’ny mpitoroka azy, dia samy notapahinao, toy ny tamin’ny andron’i Madiàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny ziogam -pamoretana nanindry ny vahoakanao ny tsora-kazo nikapohana ny lamosiny, ny kibay namelezan’ny mpampiasa azy dia samy hopotehinao avokoa toy ny tamin’ny andro nampandosiranao ny Midianita.
Malagasy Bible 1865
Fa ny bao fitondran-entany sy ny tsorakazo nikapohana ny lamosiny; Izay tsorakazon'ny mpampiasa azy, Dia tapahinao tahaka ny tamin'ny andro namelezana ny Midiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny bao fitondrany entana sy ny tsorakazo nikapohana ny lamosiny, izay tsorakazon’ny mpampiasa azy, dia tapahinao tahaka ny tamin’ny andro namelezana ny Midianita.
malagasy
Fa ny bao fitondran-entany sy ny tsorakazo nikapohana ny lamosiny; Izay tsorakazon'ny mpampiasa azy, Dia tapahinao tahaka ny tamin'ny andro namelezana ny Midiana.