Isaiah 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny kiraron’izay mivatravatra fandeha amin’ny ady sy ny fitafiana mihosin-dra dia samy hodorana, eny, ho kitay hatohoka amin’ny afo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kapan’ny mpiady rehetra tamin’ny fikatrohana mbamin’ny kapaoty nihosin-dra rehetra, dia atao anatin’ny afo: ka levon’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny kiraro rehetra entim-pahavalo ka mikatrokatroka mampihozongozon-tany ary ny fitafiana rehetra voahorona mihosin-dra dia samy hodorana avokoa ho levon’ny afo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny kiraron'izay mitrevatreva fandeha eo amin'ny fihorakorahan'ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin'ny afo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny kiraron’izay mivatravatra fandeha amin’ny ady sy ny fitafiana mihosin-dra dia samy hodorana, eny, ho kitay hatohoka amin’ny afo izany.
malagasy
Fa ny kiraron'izay mitrevatreva fandeha eo amin'ny fihorakorahan'ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin'ny afo izany.