Isaiah 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandefa teny ho an’i Jakoba ny Tompo ka mihatra amin’ny Israely izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa teny ho an’i Jakôba, ny Tompo, ary mihatra amin’i Israely izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namoaka didim-pitsarana ny Tompo ho fanoherana ny taranak’i Jakôba, ka ny fanjakan’i Israely no niharan’izany.
Malagasy Bible 1865
Ny Tompo mandefa teny ho an'i Jakoba, ka mihatra amin'ny Isiraely izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandefa teny ho an’i Jakoba ny Tompo ka mihatra amin’ny Israely izany.
malagasy
[Ny amin'ny aninjiran'i Jehovah ny tànany hampijaly ny olona noho ny ratsy nataony] Ny Tompo mandefa teny ho an'i Jakoba, ka mihatra amin'ny Isiraely izany.