Isaiah 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fantatr’izy iray firenena izany, dia i Efraima sy ny mponina any Samaria izay miteny amin’ny fiavonavonany sy ny fireharehan’ny fony hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahalala izany avokoa ny vahoaka, dia i Efraima sy ny mponina any Samaria, izay miteny amim-piavonavonana sy amim-pireharehan’ny fony manao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy mahalala izany avokoa ny mpiray firenena rehetra, dia ny fanjakan’i Efraîma manontolo sy ny mponina ao Samaria. Fa tamin’avonavona sy fireharehana no nitenenan’izy ireny hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ho fantatr'izy iray firenena izany, dia Efraima sy ny mponina any Samaria, izay miteny amin'ny fiavonavonany sy ny fireharehan'ny fony manao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fantatr’izy iray firenena izany, dia i Efraima sy ny mponina any Samaria izay miteny amin’ny fiavonavonany sy ny fireharehan’ny fony hoe:
malagasy
Ary ho fantatr'izy iray firenena izany, dia Efraima sy ny mponina any Samaria, izay miteny amin'ny fiavonavonany sy ny fireharehan'ny fony manao hoe: