James 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny mpanankarena kosa dia amin’ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin’ny ahitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny manan-karena kosa, hanao ny fietreny ho voninahiny, fa hihelina toy ny vonin’ny ahitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary aoka Andriamanitra mampietry azy no hataon’ny havana mpanankarena ho reharehany, satria hihelina toy ny vonin’ireo ahitra eny an-tsaha ny mpanankarena.
Malagasy Bible 1865
fa ny manan-karena kosa ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin'ny ahitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny mpanankarena kosa dia amin’ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin’ny ahitra izy.
malagasy
fa ny manan-karena kosa ny fietreny, satria ho levona tahaka ny vonin'ny ahitra izy.