James 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy! Fa rehefa voazaha toetra izy dia handray ny satroboninahitry ny fiainana izay nolazain’ny Tompo homena izay tia Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olona izay maharitra ny fizahan-toetra; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satroboninahitry ny fiainana, izay nampanantenain’ny Tompo homena izay tia Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny olona izay maharitra ny fitsapana; fa rehefa voasedran’izany izy, dia ny fiainana efa nampanantenain’Andriamanitra ireo tia Azy no horaisiny ho satroboninahi-pandresena.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satro-boninahitra fiainana, izay nolazain'ny Tompo homena izay tia Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy! Fa rehefa voazaha toetra izy dia handray ny satroboninahitry ny fiainana izay nolazain’ny Tompo homena izay tia Azy.
malagasy
Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satro-boninahitra fiainana, izay nolazain'ny Tompo homena izay tia Azy.