James 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hiteny hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy. Fa tsy azon’ny ratsy alaim-panahy Andriamanitra, sady tsy mba maka fanahy olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izay alaim-panahy tsy hisy hanao hoe: «Andriamanitra no maka fanahy ahy»; fa Andriamanitra tsy azo alaim-panahy ho amin’ny ratsy, sady tsy maka fanahy olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe: «Andriamanitra no maka fanahy ahy»; satria tsy mba mety alaim-panahy hanao ratsy Andriamanitra sady tsy mba maka fanahy olona.
Malagasy Bible 1865
Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy; fa Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy, sady tsy mba maka fanahy olona Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hiteny hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy. Fa tsy azon’ny ratsy alaim-panahy Andriamanitra, sady tsy mba maka fanahy olona.
malagasy
Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy; fa Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy, sady tsy mba maka fanahy olona Izy;