James 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa samy alaim-panahy ny olona raha tarihin’ny filany sy mety fitahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa isam-batan’olona dia samy taomin’ny filàn-dratsiny, izay manjono sy mitarika azy tsirairay avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa samy alaim-panahy ny olona, rehefa mitaona azy sy mitady hamandrika azy ny filàndratsiny;
Malagasy Bible 1865
fa samy alaim-panahy ny olona, raha tarihin'ny filany sy fitahiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa samy alaim-panahy ny olona raha tarihin’ny filany sy mety fitahiny.
malagasy
fa samy alaim-panahy ny olona, raha tarihin'ny filany sy fitahiny izy.