James 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mety hofitahina ianareo, ry rahalahy malalako:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza diso hevitra, ry havako malala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mamita-tena, ry havako malala:
Malagasy Bible 1865
Aza mety hofitahina ianareo, sy rahalahy malalako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mety hofitahina ianareo, ry rahalahy malalako:
malagasy
Aza mety hofitahina ianareo, sy rahalahy malalako.