James 1:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tamin’ny sitrapony no niterahany antsika tamin’ny tenin’ny fahamarinana mba ho isika no santatry ny zavatra noforoniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteraka antsika an-tsitrapo tamin’ny tenin’ny fahamarinana Izy, mba ho santatry ny zava-boaariny isika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sitrapon’Andriamanitra Ray no niterahany antsika tamin’ny teny fahamarinana, mba ho santa-bokatra atolotra Azy eo amin’ny samy zavaboaariny isika.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny sitrapony no niterahany antsika tamin'ny teny fahamarinana, mba ho santatry ny zavatra noforoniny isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tamin’ny sitrapony no niterahany antsika tamin’ny tenin’ny fahamarinana mba ho isika no santatry ny zavatra noforoniny.
malagasy
Tamin'ny sitrapony no niterahany antsika tamin'ny teny fahamarinana, mba ho santatry ny zavatra noforoniny isika.