James 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa na dia rehefa iharan’ny fizahan-toetra samihafa aza ianareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiso ho fifaliana avokoa, ry kristianina havana, ny fizahan-toetra samihafa rehetra midona aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, ataovy ho tretrika tokoa ny tenanareo raha ifandafaran’ny fitsapana samihafa;
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa, raha iharan'ny fakam-panahy samy hafa ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa na dia rehefa iharan’ny fizahan-toetra samihafa aza ianareo,
malagasy
Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa, raha iharan'ny fakam-panahy samy hafa ianareo, [ Na: fizahan-toetra]