James 1:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny fahatezeran’ny olona dia tsy ahefana ny fahamarinana araka an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fahatezeran’ny olona tsy mba fanatanterahana ny fahamarinan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny olona tezitra tsy mahefa izay marina soritan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
fa ny fahatezeran'ny olona tsy ahefana izay marina eo imason'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny fahatezeran’ny olona dia tsy ahefana ny fahamarinana araka an’Andriamanitra.
malagasy
fa ny fahatezeran'ny olona tsy ahefana izay marina eo imason'Andriamanitra.