James 1:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mijery ny tenany izy dia lasa ary miaraka amin’izay dia hadinony ny tarehiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vantany vao hitany ny tenany dia lasa izy, ka hadinony miaraka amin’izay ny toe-tarehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, mahita ny tena endriny izy, dia lasa ka hadinony miaraka amin’izay ny toe-tarehiny.
Malagasy Bible 1865
fa mijery ny tenany izy, dia lasa, ary miaraka amin'izay dia hadinony ny tarehiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mijery ny tenany izy dia lasa ary miaraka amin’izay dia hadinony ny tarehiny.
malagasy
fa mijery ny tenany izy, dia lasa, ary miaraka amin'izay dia hadinony ny tarehiny.