James 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa aoka hangataka amin’ny finoana izy ka tsy hisalasala akory; fa izay misalasala dia toy ny alondranomasina entin’ny rivotra ka atopatopany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka anefa, hangataka amim-pinoana izy, fa tsy hisalasala; fa izay misalasala dia toy ny onjan-dranomasina atopatopa amana hetsiketsehin’ny rivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy mino tsara anefa izy rehefa mangataka, fa tsy hiahanahana; satria izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina tsofin’ny rivotra sy atopatopany.
Malagasy Bible 1865
Nefa aoka hangataka amin'ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin'ny rivotra ka atopatopany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa aoka hangataka amin’ny finoana izy ka tsy hisalasala akory; fa izay misalasala dia toy ny alondranomasina entin’ny rivotra ka atopatopany.
malagasy
Nefa aoka hangataka amin'ny finoana izy ka tsy hiahanahana akory; fa izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina entin'ny rivotra ka atopatopany.