James 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ny Tompo ny olona toy izany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny olona toy izany dia aza mba manampò hahazo zavatra amin’ny Tompo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy hanampo handray zavatra avy amin’ny Tompo ny olona toy izany,
Malagasy Bible 1865
Fa aoka tsy hanampo handray zavatra amin'ny Tompo izany olona izany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka tsy hanampo handray zavatra amin’ny Tompo ny olona toy izany:
malagasy
Fa aoka tsy hanampo handray zavatra amin'ny Tompo izany olona izany: