James 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Olona miroa saina izy, miovaova amin’ny alehany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa olona miroa saina sy mivadibadika amin’izay alehany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa miroa saina sady mivadibadika amin’ny fiaimpiainany rehetra.
Malagasy Bible 1865
olona miroa saina izy, miovaova amin'ny alehany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Olona miroa saina izy, miovaova amin’ny alehany rehetra.
malagasy
olona miroa saina izy, miovaova amin'ny alehany rehetra.