James 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny rahalahy izay mahantra hanao ny fanandratana azy ho reharehany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny havana iray finoana ambany toetra hanao ny fisandratany ho reharehany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka Andriamanitra manandratra azy no hataon’ny havana mahantra ho reharehany;
Malagasy Bible 1865
Aoka ny rahalahy izay ambany hanao ny fisandratany ho reharehany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny rahalahy izay mahantra hanao ny fanandratana azy ho reharehany;
malagasy
Aoka ny rahalahy izay ambany hanao ny fisandratany ho reharehany;