James 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahiko, aoka tsy hasiana fizahan-tavan’olona ny finoanareo ny Tompontsika be voninahitra, dia Jesosy Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry kristianina havana, aza asiana fizahan-tavan’olona ny finoana an’i Jesoa Kristy Tompontsika be voninahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry havako, noho ianareo mino ny Tompontsika, izany hoe i Jesoa Kristy be voninahitra, dia aoka ianareo mba tsy hijery tavan’olona.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahiko, aoka tsy hasiana fizahan-tavan'olona ny finoanareo ny Tompontsika, dia Jesosy Kristy, Tompon'ny voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahiko, aoka tsy hasiana fizahan-tavan’olona ny finoanareo ny Tompontsika be voninahitra, dia Jesosy Kristy*.
malagasy
[Ny tsy mahamety ny fizahan-tavan'olona] Ry rahalahiko, aoka tsy hasiana fizahan-tavan'olona ny finoanareo ny Tompontsika, dia Jesosy Kristy, Tompon'ny voninahitra.