James 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin’ny iray loha dia meloka amin’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na zovy na zovy nitandrina ny Lalàna manontolo, nefa diso amin’ny anankiray monja, dia meloka amin’izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izay diso amin’ny lalàna anankiray monja, na dia mitandrina ny lalàna hafa rehetra aza, dia meloka amin’izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin’ny iray loha dia meloka amin’izy rehetra.
malagasy
Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra.