James 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ilay niteny hoe: «Aza mijangajanga», no niteny koa hoe: «Aza mamono olona» (Eks 20.13, 14). Raha toa tsy mijangajanga ianao kanefa mamono olona ihany dia mpandika ny lalàna ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria Ilay nanao hoe: Aza mijangajanga ihany no nanao hoe: Aza mamono olona koa. Ka na tsy mijangajanga aza ianao, nefa mamono olona, dia mpandika lalàna ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ilay Andriamanitra nanao hoe: «Aza maka vadin’olona», no nanao koa hoe: «Aza mamono olona.» Ka raha tàhiny tsy maka vadin’olona ianao, nefa mamono olona, dia mpandika ny lalàna ianao.
Malagasy Bible 1865
Fa Ilay nanao hoe: "Aza mijangajanga" no nanao hoe koa: "Aza mamono olona" (Eks. 20.13, 14). Fa raha tahìny tsy mijangajanga ianao, kanefa mamono olona ihany, dia mpandika ny lalàna ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ilay niteny hoe: «Aza mijangajanga», no niteny koa hoe: «Aza mamono olona» (Eks 20.13, 14). Raha toa tsy mijangajanga ianao kanefa mamono olona ihany dia mpandika ny lalàna ianao.
malagasy
Fa Ilay nanao hoe: "Aza mijangajanga" no nanao hoe koa: "Aza mamono olona" (Eks. 20.13, 14). Fa raha tahìny tsy mijangajanga ianao, kanefa mamono olona ihany, dia mpandika ny lalàna ianao.