James 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiteny sy hiasa araka izay mahamendrika anareo ianareo izay olona hotsarain’ny lalànan’ny fahafahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena sy manaova toy ny olona hotsarain’ny lalàn’ny fahafahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ianareo hiteny sy hiasa toy ny olona mbola hotsarain’ny lalàna mitondra fahafahana;
Malagasy Bible 1865
Aoka ianareo hiteny sy hanao araka izay mahamendrika anareo, izay olona hotsarain'ny lalàn'ny fahafahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiteny sy hiasa araka izay mahamendrika anareo ianareo izay olona hotsarain’ny lalànan’ny fahafahana.
malagasy
Aoka ianareo hiteny sy hanao araka izay mahamendrika anareo, izay olona hotsarain'ny lalàn'ny fahafahana.