James 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fitsarana tsy misy famindrampo no ho anjaran’izay tsy mamindra fo; ary izay mamindra fo kosa dia tsy mba matahotra ny fitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fitsarana tsy misy famindram-po no ho anjaran’izay tsy namindra fo; ary ny famindram-po no maharesy ny fitsarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria fitsarana tsy misy indrafo no hataon’Andriamanitra amin’izay tsy namindra fo; ny famindrampo kosa afa-mirehareha tsy matahotra ny fitsarana.
Malagasy Bible 1865
Fa fitsarana tsy misy famindram-po no ho anjaran'izay tsy mamindra fo; ary ny famindram-po kosa dia faly, fa tsy mba matahotra ny fitsarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fitsarana tsy misy famindrampo no ho anjaran’izay tsy mamindra fo; ary izay mamindra fo kosa dia tsy mba matahotra ny fitsarana.
malagasy
Fa fitsarana tsy misy famindram-po no ho anjaran'izay tsy mamindra fo; ary ny famindram-po kosa dia faly, fa tsy mba matahotra ny fitsarana.