James 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa dia maty mihitsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba toy izany ihany koa ny finoana raha tsy omban’asa izy, dia tena maty mihitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany kosa àry ny finoana: raha misy tsy miseho amin’ny asa, dia maty mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Ary mba toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa dia maty mihitsy.
malagasy
Ary mba toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.