James 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao mino fa iray ihany no Andriamanitra. Tsara izany ataonao izany: Ny devoly koa dia mba mino izany ka mangovitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao mino fa misy Andriamanitra iray; tsara ny ataonao; ny demony koa anefa mino izany, ka mangovitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inoanao ve fa misy Andriamanitra tokana? Tsara ny ataonao. Mba mino izany koa anefa ireo demony ka mangovitra.
Malagasy Bible 1865
Hianao manao fa iray ihany no Andriamanitra; koa tsara izany ataonao izany,- ny demonia koa mba mino izany ka dia mangovitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao mino fa iray ihany no Andriamanitra. Tsara izany ataonao izany: Ny devoly* koa dia mba mino izany ka mangovitra.
malagasy
Hianao manao fa iray ihany no Andriamanitra; koa tsara izany ataonao izany,- ny demonia koa mba mino izany ka dia mangovitra.