James 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy fantatrao va, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy misy asa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa moa te hiaiky va ianao, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy omban’asa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry adala, tianao ve ny hahafantatra fa tsy vanona ny finoana tsy ombàn’asa?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy fantatrao va, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy misy asa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy fantatrao va, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy misy asa?
malagasy