James 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nohamarinina tamin’ny asa va i Abrahama razantsika tamin’ny nanolorany an’Isaka zanany teo ambonin’ny alitara?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy ny asa va no nanamarinana an’i Abrahama razantsika, tamin’izy nanolotra an’i Isaaka zanany teo ambonin’ny ôtely?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana moa no nahazoan’i Abrahama razantsika ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra? Noho ny asa nataon’i Abrahama, fony izy nanolotra an’i Itsehàka zanany lahy teo ambonin’ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Tsy nohamarinina tamin'ny asa va Abrahama razantsika tamin'ny nanaterany an'isaka zanany teo ambonin'ny alitara?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nohamarinina tamin’ny asa va i Abrahama razantsika tamin’ny nanolorany an’Isaka zanany teo ambonin’ny alitara?
malagasy
Tsy nohamarinina tamin'ny asa va Abrahama razantsika tamin'ny nanaterany an'isaka zanany teo ambonin'ny alitara?