James 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitanao fa niara-niasa tamin’ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin’ny asa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitanao fa niara-nanao ny finoana sy ny asany; ary ny asa aza no nahatontosa ny finoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitanao fa indray mientana ny azy ny finoana sy ny asa; ary tonga lavorary ny finoan’i Abrahama noho ny asa nombàny azy.
Malagasy Bible 1865
Hitanao fa niara-niasa tamin'ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin'ny asa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitanao fa niara-niasa tamin’ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin’ny asa.
malagasy
Hitanao fa niara-niasa tamin'ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin'ny asa;