James 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: «Ary i Abrahama dia nino an’Andriamanitra ka nisaina ho fahamarinany izany» (Gen 15.6), ary natao hoe «Sakaizan’Andriamanitra» izy (Isa 41.8).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tanteraka ny Soratra Masina hoe: Ary i Abrahama nino an’Andriamanitra ka notanana ho fahamarinany izany, sady nantsoina hoe sakaizan’Andriamanitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: ‹Nino an’Andriamanitra i Abrahama, ka nankatoavan’Andriamanitra azy ho marina izany; ary dia nantsoin’Andriamanitra hoe sakaizany izy ».
Malagasy Bible 1865
ary tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: "Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina ho fahamarinany izany" (Gen. 25.6), ary natao hoe "Sakaizan'Andriamanitra" izy (Isa. 41.8).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: «Ary i Abrahama dia nino an’Andriamanitra ka nisaina ho fahamarinany izany» (Gen 15.6), ary natao hoe «Sakaizan’Andriamanitra» izy (Isa 41.8).
malagasy
ary tanteraka ny Soratra Masina manao hoe: "Ary Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaina ho fahamarinany izany" (Gen. 25.6), ary natao hoe "Sakaizan'Andriamanitra" izy (Isa. 41.8).