James 2:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hitanareo amin’izany fa hamarinina amin’ny asa ny olona fa tsy amin’ny finoana ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitanao amin’izany fa hamarinina amin’ny asa ny olona, fa tsy amin’ny finoana fotsiny ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitanareo àry fa nahazo ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra ny olona, noho ny asa fa tsy noho ny finoana fotsiny ihany.
Malagasy Bible 1865
Koa dia hitanareo fa hamarinina amin'ny asa ny olona, fa tsy amin'ny finoana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hitanareo amin’izany fa hamarinina amin’ny asa ny olona fa tsy amin’ny finoana ihany.
malagasy
Koa dia hitanareo fa hamarinina amin'ny asa ny olona, fa tsy amin'ny finoana ihany.