James 2:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maty ny tena raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana raha tsy misy asa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny ahafatesan’ny vatana tsy misy fanahy no ahafatesan’ny finoana tsy omban’asa koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, maty ny vatantena raha tsy misy fofonaina, ary maty toy izany koa ny finoana raha tsy ombàn’asa.
Malagasy Bible 1865
Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maty ny tena raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana raha tsy misy asa.
malagasy
Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa.