James 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy manavakavaka va ianareo amin’izany ka efa mpitsara manan-kevi-dratsy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
moa tsy miangatra va ianareo amin’izany, sy tonga mpitsara ratsy hevitra loatra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izany no izy, dia manavakavaka ianareo; ary sain-dratsy no entinareo manombantombana.
Malagasy Bible 1865
moa tsy miangatra va ianareo amin'izany ka efa mpitsara manan-kevi-dratsy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy manavakavaka va ianareo amin’izany ka efa mpitsara manan-kevi-dratsy?
malagasy
moa tsy miangatra va ianareo amin'izany ka efa mpitsara manan-kevi-dratsy? [ Na: miahanahana]