James 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy izy ireny koa va no miteny ratsy ny anarana tsara izay niantsoana anareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary moa tsy izy ireny ihany koa va no miteny ratsy ny anarana tsara iantsoana anareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no manevateva ilay anarana soa nomen’Andriamanitra anareo.
Malagasy Bible 1865
Tsy izy koa va no miteny ratsy ny anarana tsara izay niantsoana anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy izy ireny koa va no miteny ratsy ny anarana tsara izay niantsoana anareo?
malagasy
Tsy izy koa va no miteny ratsy ny anarana tsara izay niantsoana anareo? [ Gr. manao blasfemia; izahao Mat.9.3]