James 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa raha mankatò ilay didy ambony indrindra ianareo, araka ny Soratra Masina hoe: «Tiava ny namanao tahaka ny tenanao» (Lev 19.18), dia tsara no hataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ianareo mitandrina ny didy ambony indrindra voalazan’ny Soratra Masina hoe: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao, dia manao tsara ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara ny ataonareo raha tanterahinareo ilay lalàna momba ny Fanjakàn’Andriamanitra, araka ny Soratra Masina manao hoe: «Tiavo ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao».
Malagasy Bible 1865
Kanefa raha mankatò ilay didy ambony indrindra ianareo, araka ny Soratra Masina hoe: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" (Lev. 29.18), dia manao tsara ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa raha mankatò ilay didy ambony indrindra ianareo, araka ny Soratra Masina hoe: «Tiava ny namanao tahaka ny tenanao» (Lev 19.18), dia tsara no hataonareo.
malagasy
Kanefa raha mankatò ilay didy ambony indrindra ianareo, araka ny Soratra Masina hoe: "Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" (Lev. 29.18), dia manao tsara ianareo. [ Gr. andriana]