James 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mizaha tavan’olona kosa ianareo dia manota ka hohelohin’ny lalàna ho mpanota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha mizaha tavan’olona kosa ianareo, dia manota, ka helohin’ny Lalàna ho mpanota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha mijery tavan’olona ianareo, dia manota sady mpandika ny lalàna ka melohiny.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mizaha tavan'olona kosa ianareo, dia manota ka helohin'ny lalàna ho mpanota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mizaha tavan’olona kosa ianareo dia manota ka hohelohin’ny lalàna ho mpanota.
malagasy
Fa raha mizaha tavan'olona kosa ianareo, dia manota ka helohin'ny lalàna ho mpanota.