James 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy amin’ny vava iray ihany no ivoahan’ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa iray ihany no ivoahan’ny fisaorana sy ny fanozonana. Tsy mety anefa ny toy izany, ry kristianina havako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vava iray ihany no ivoahan’ny teny fankalazana sy fanozonana. Ry havako, tsy mety ny toy izany!
Malagasy Bible 1865
Ny vava iray ihany no ivoahan'ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy amin’ny vava iray ihany no ivoahan’ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany.
malagasy
Ny vava iray ihany no ivoahan'ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko, tsy mety raha misy izany.