James 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ny vavany iray ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa ny vavan’ny loharano iray va mamoaka rano mamy sy mangidy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy ve vavan-doharano manao indray mamoaka rano mamy sy rano mangidy?
Malagasy Bible 1865
Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin'ny vavany iray ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin’ny vavany iray ihany?
malagasy
Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin'ny vavany iray ihany?